-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/15.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 15 Nandeha Jerosalema iary zareo, de niditra tan-kianjan'ny tempoly Izy sady nanomboka nandrôka ny mpivarotra mbàn'ny mpividy aby tao. Nalavon'ny latabatran'iary zareo mpanakalo vola miaraka amin'ny sezan'iary zareo mpivarotra voromalala. \v 16 Tsy nagneky an'iza n'iza hitondra raha azo amidy hiditra amin'ny kianja tempoly tao Izy.