-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/13.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 13 De nahita fototr'aviavy raika feno ravina talavidavitra tegny, de natognony tegny nijerevany sô de misy vôniny tamin'azy, de ndreka nandeha tegny Izy de tsy nahita n'ino n'ino afa tsy ravina fotsiny, tratrin'ny mbola tsy taom-pamoazana aviavy tamin'io. \v 14 De nizaka Izy tamn'izany hoe:" Tsisy hihinagna vôniny avy aminao koa mandrakizay." De ny mpianatrany naregniny an'izany.