-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/04.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 4 Nandeha nivôka iary zareo de nahita zanak'apondra nifatotra ivelan'ny tragno agnilan'ny varangaragna amoron-dalana eo sady nitatain'iary zareo ny fatotrany. \v 5 De nisy olona sasany nitsangana teo de nizaka tamin'iary zareo hoe:"ka nagnino na nitatainareo io zanak'apondra io? \v 6 De nizakain'iary zareo tamin'ny olona io ny raha nizakain'ny Jesôsy tamin'iary zareo igny de navelan'olona handeha amin'ny lalagnany mi ma iary zareo.