-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/01.txt

1 line
537 B
Plaintext

\c 11 \v 1 Fa ndreka nandeha tagny Jerosalema iary zareo, ka nagnakeky an'ny Betifaga sy Betania, tamin'ny tendrom-bohitran'ny Oliva, de Jesôsy nagniraka ny mpianatrany roy \v 2 sady nizaka tamin'ny iary zareo hoe: "Mandiana amin'iray vohitra bitaka aloantsena iray. De ndreka tonga ao anareo de ahita zanak'apondra raika mbola tsy nidebàn'olona. Tatay de indôsy aminaha aty. \v 3 de ndreka misy olona mizaka anareo hoe: 'Nagnino anareo magnano an'io?' De zakay hoe: 'Misy raha ilàn'ny Tompo anazy de aerigna malaky aty mi izy aveo."