-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/46.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 46 Tonga ta-Jeriko iary zareo io. Ndreka nivôka ny tanâna niarka tamin'ny mpiantrany mbàn'ny fokonolona marobe Izy, nitometra tn-tandalagna ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, mpangataka sady tsy mahita. \v 47 Ndreka nahita izy fa Jesôsy avy a Nazareta izany, de nanomboka nihoaikaika mafy izy sady nizaka hoe: "Jesôsy, Zanak'i Davida, mamindra fo aminaha!" \v 48 Nizakaina olona maro lilahy tsy mahita igny mba hizaka mora. Fa vomeka izy nihoaikamafy hoe: "Zanak'i Davida, mamindrà fo aminaha!"