-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/35.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 35 Jakoba miaraka amin'i Jaona, zanak'i Zebedio, nagnatogna an'Azy sady nizaka tamin'Azy hoe: "A mpampianatra, tenay na mba ataonao zegny raha raha angatahinay aminao." \v 36 De nizaka Izy tamin'iary zareo: "Ino ma ra tenareo ataoko aminareo?" \v 37 De nizaka iary zareo: "Avelay ahay hiaraka hipetraka aminao amin'ny voninahitranao, ka ny raika an-tagnan'ankavanananao de raika ankavianao."