-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/32.txt

1 line
618 B
Plaintext

\v 32 Tan-dalagna tegny iary zareo, hiakatra ho a Jerosalema, sady Jesôsy nandeha talohan'iary zareo. Gaga ny mpianatra, ja zegny nagnaraka an'Azy tafara de natahotra. Nantsovan'i Jesôsy hagnatogna an'Azy ndreka izy roy ambinifolo sady nizaka zegny raha havoa an'Azy tsy ho ela Izy. \v 33 "Jerevo,antsena io hiakatra a Jerosalema, ka ny zanak'olona de atolotra ho an'ny mpisorona be mbàn'ny mpanora-dalana. Ho helohin'iary zareo ho faty Izy sady atolony amin'ny Jentilisa. \v 34 Iary zareo de hisomborogna an'Azy, handrora amin'Azy, hamango an'Azy sady hamono an'Azy. Fa ndreka dila ny telo andro de hifokatra Izy."