-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/29.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 29 De nizaka Jesôsy: "Zakaiko marina aminareo, tsisy olona miala ny tragnony na ny rahalahiny; na ny rahavaviny, na y endriny, na ny iabany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny avy aminaha, mbàn'ny Filazantsara, \v 30 ka tsy nahazo injato ambonin'ny amin'izao: de tragno, rahalahy, endriny, zanaka de tany mbàn'ny fagnanjahana, de amin'ny taonjato ho avy, de fiiagnana mandrakizay. \v 31 Fa be ny voalohany hanjary ho farany, de ny farany hanjary voalohany."