-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/26.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 26 De mbola gaga ndreka ny mpianatra sady nifagnotany hoe: "Iza zany no mety vonjena?" \v 27 Nizaha an'iary zareo Jesôsy sady nizaka hoe: "tsisy olona havita an'izany, fa Andriamanitra mahavita an'izany. Satria ny raha marobe de hain'Andriamanitra amboarina." \v 28 De nanomboka nizaka tamin'Azy Petera hoe: "Jerevo, Izahay marobe tôgny de nagnaraka Anao."