-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/23.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 23 Nitodika tamin'ny magnodidigna an'Azy Jesôsy de nizaka tamin'ny mpianatrany io hoe: "Sarotra be ho an'ny mpanefoefo ny miditra ny fanjak'Andriamanitra!" \v 24 De gaga tamin'ny zakany ny mpianatra. De nizaka ndreka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Zanako, sarotra be ny fidirana amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Mora lavitra ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vody fanjaitra, noho ny hidiran'ny mpanankarena amin'ny fanjakan'Andriamanitra."