-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/20.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 20 De nizaka lilahy igny hoe: "A mpampianatra, efa narahiko aby raha marobe izany ndre tamin'izao mbola tanora ." \v 21 Nizaha an'azy Jesôsy de nankatia an'azy. De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Misy raha bang raika aminao ao. Amidio zegny raha anagnanao de omeo an'ny sahiragna, hanagna harena an-danitra agny anao. Aveo de magnaraha Anaha." \v 22 Fa ndreka naregny an'izany izy de nalazo sady nihaotraotra tratriny tena mpanankarena be tegnany izy.