-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/17.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 17 Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" \v 18 Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra raika my. \v 19 Fantanao ma ny didy hoe: 'Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelogna tsy marina, aza magnambaka, hajay iabanao amin'ny endrinao'."