-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/10.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 10 Ndreka tandragno tao iary zareo, de mbola nangerigna nagnotany mikasika an'izany ndreka mpianatrany io. \v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo oe: "N'iza n'iza lilahy misaraka amin'ny vadiny ka mangalaka viavy hafa de mijangajanga. \v 12 Na misaraka amin'ny vadiny ny viavy ka magnaraka lilahy hafa, de mijangajanga my koa izy."