-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/07.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 7 'Avy amin'izany de hiala amin'ny iabany amin'ny endriny ny lilahy de hitambatra amin'ny vadiny, \v 8 de hanjary ho nofo raika izy roy.' Ka tsy roy koa iary zareo, fa nofo raika my. \v 9 Ka zegny nakamban'Andriamanitra, de aza sarahin'olombelona."