-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/10/01.txt

1 line
564 B
Plaintext

\c 10 \v 1 Nenga tamin'izany pilasy izany Jesôsy de nandeha tamin'nyy faritran'i Jodia sy tamin'ny faritran'i ambanin'i tegnaranon'i Jordana, de nagntogna an'Azy ndreka ny fokonolona. Kara ny fataony, de nampianatra an'iary zareo ndreka Izy. \v 2 De nagnatogna an'Azy ny fariseo mba hitsapa de nagnotany hoe: "mety amin'ny lilahy ma ny misaraka amin'ny vadiy?" \v 3 Namaly Izy hoe: " Ino ma nandidian'i Mosesy anareo?" \v 4 De nizaka iary zareo hoe: "Mosesy de nagneky ny lilahy raika hanoratra taratasy fagnamarinana fisaraham-panabadena de mandefa an'azy aveo."