-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/47.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 47 Na ny masonao ndreka manafintohigna anao, de enday teo. Aleonao miditra ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin'ny maso tokana toy izay maso roy nefa de ho very amin'ny afobe agny. \v 48 Amin'ny toerana tsy mahafaty ny kankanan'iary zareo sady amin'ny tsy mety maty.