-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/42.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 42 Fa ndre iza ndre iza magnano raha mahavignitra ny raika amin'ny madinika mino Anaha io, de ny mety amin'azy de agnatogna vato be fikosoham-bary mifatotra amin'ny vozognany sady avarigna an-dranomasina. \v 43 Na ny tagnanao mahatafintohigna, de tapahy agny. Fa aleonao kilemaigna agny amin'ny fiaignana toy izay managna tagnana roy nefa handeha amin'ny afobe, zay tsy mety hovonina. \v 44 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy ne fehezanteny amin'ny andininy faha44 sy 46 hoe: "'zegny tsy maty mihitsy ny kankan'iary zareo sady ny afo tsy ho faty mandrakizay.'"]