-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/38.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 38 Nizaka Jaona Taminy hoe: "A mpampianatra, nahita olona nadrôka devoly tamin'ny agnaranao ahay de nisakananay, tratrin'izy tsy magnraka antsena." \v 39 Fa Jesôsy nizaka hoe: "Aza sakanana izy, fa tsisy olona agnano asa lehibe amin'ny agnarako nefa afaka kelikely afaran'izany de hagnaratsy Anaha.