-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/36.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 36 Nangala zaza bitaka raika Izy de napetrakany tantegnategnan'iary zareo. notrotroiny tamin'azy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: \v 37 "Ndre iza ndre iza mandray an'ny zaza karan'izao amin'ny agnarako, de mandray Anaha koa, de na misy mandray Anaha, de tsy Izaho raika raisiny , fa zegny nagniraka Anaha koa."