-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/33.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 33 Aveo de tonga taKapernaomy iary zareo. Ndreka niditra tandragno Izy de nagnotany an'iary zareo hoe: "Ino ny raha nikoragninareo tan-dalagna tegny?" \v 34 Fa nangina aby iary zareo. Satria efa niady hevitra tan-dalagna iary zareo amin'ny zegny farany lehibe. \v 35 Nipetraka, de nagnantso ny roiambinifolo lahy igny aby Izy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Na misy te ho voalohany, de tsy mentsy farany amin'izy marobe sady manjary mpiasan'izy marobe.