-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/30.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 30 Nenga teo iary zeo sady nandeha tagny Galilia. Tsy teny ho fantan'iza n'iza hoe taza iary zareo, \v 31 fa nampianatra an'ny mpianatrany io Izy. De nizakainiary zareo hoe: "Ny zanak'olona de omena an-tagnan'ny olon, sady hovonin'iary zareo. De ndreka maty Izy. de hitsangana amin'ny maty ndreka afak telo andron'igny." \v 32 Fa takatr'iary zareo mihitsy ny raha nizakaina tamin'io, de natahotra iary zareo nagnotany an'Azy.