-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/26.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 26 Nihoaikaika mafy raha igny ka de nanjary nampifanintona mafy an'ny zazalilahy igny sady nivôka. Kara olona maty zazalilahy igny, ka maro nizaka hoe: "Maty izy." \v 27 Fa Jesôsy nadray an'azy tamin'ny tagnany de nagnarina an'azy, de nitsangana zazalilahy igny.