-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/23.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 23 Nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "'Na mahay anao'? \v 24 Ny raha marobe hain'ny zegny mino." Niaraka tamin'igny iaban'ny zaza igny de nihoaika mafy sady nagnano hoe: "Mino aho! de tahio amin'ny tsy finôko!" \v 25 Ndreka hitani Jesôsy ny fokonolona nihazakazaka nagnatogna an'iary zareo, de nizakain'ny mafy ny fagnahy maloto igny sady nagnano hoe: " ho an'ny fagnahy môgna sady maregnina, mametra anao Aho, mivoaha aminy, de aza mierigna miditra amin'azy koa."