-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/20.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 20 De nindôsiny tamin'Azy i zazalilahy igny, ka ndreka nahita an'i Jesôsy ny fagnahy ratsy igny, nampifanintosintogna an'azy izany. Lavo tambany zazalilahy igny sady feno faroratra vavany. \v 21 Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Hafiriana no naha toy izao azy?" De nizaka iabany hoe: "Efa tamin'izy mbola zaza." \v 22 Ndraindraika ny fagnahy ratsy io namarigna an'azy tagnaty afo na tagnaty rano sady nagnandragna ny hamotika an'azy. Na hainao magnano raha marobe, de malahelova anay arô de mba tahio ahay.