-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/14.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 14 Fa ndreka nierigna tamin'ny mpianatra iary zareo, de nahita olona marobe nagnodidigna an'iary zareo sady ny mpanora-dalàna niady hevitra tamin'Azy. \v 15 Ndreka vô nahita an'i Jesôsy iary zareo, de gaga ny fokonolona sady ndreka nihazakazaka nagnatogna an'Azy igny iary zareo de niarahaba. \v 16 Nagnotaneny mpianatrany io hoe: "Ino ma ny raha hiadinareao hevitra amin'io."