-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/07.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 7 Nisy rahogna nandrakotra an'iary zareo. sady nisy feo avy tagnatin'ny rahogna igny hoe: "Ity ny zanako malalako. Tenoy Izy." \v 8 Tsielatsela teo, ndreka nizaha ny magnodidigna iary zareo, de tsy nahita n'iza n'iza koa, afa-tsy Jesôsy raika my.