-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/01.txt

1 line
584 B
Plaintext

\c 9 \v 1 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Zakaiko aminareo marina tegnany, fa misy aminareo eo io, no tsy hatsapa ny fahafatesana izany alohan'ny ahitanareo io ny fanjakan'Andriamanitra zay ho avy amin'ny hery lehibe." \v 2 Afaka enina tafara taty, de nindôsin'i Jesôsy nagnaraka an'Azy i Petera de i Jakoba niaraka tamin'i Jaona ten-tendrombohitra farany zay angambo, de iary zareo raika ny tagny? Aveo de tonga de niova tarehy tamason'iary zareo teo Izy. \v 3 Ny akanjony niova namirapiratra sady mazava, sady fotsy be, fotsy be mihôtra ny raha nampamotsena tambonin'ny tany.