-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/31.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 31 Nanomboka nampianatra an'iary zareo Izy fa tsy mentsy hijaly ny zanak'olona, de tsy agneky loholona mbàn'ny lohan'ny mpisorona miaraka amin'ny mpanora-dalàna, de hivonin'ny, de hifokatra amin'ny maty ndreka feno telo andro. \v 32 Nizakainy mazava tsara izany. De aveo de nantsovan'i Petera moramora Jesôsy ka nizaka an'Azy mafy be.