-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/22.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 22 Tonga tagny Betsaida iary zareo. Nisy olona raika izay jamba nindôsin'olona tamin'Azy teo de nengaven'iary zareo Jesôsy mba hikasika an'Azy. \v 23 Nindôsin'i Jesôsy tamin'ny tagnanai jamba igny, de nitaritiny nivôka ny tanàna. Ndreka nandrora tamin'ny masony Izy de nametraka ny tanany teo aminy, de nagnotaneny hoe: "Mahita raha anao va?"