-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/18.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 18 Managna maso anreo, fa tsy mahita a? Managna tadigny anareo, ka tsy maregny a? ka tsy tadidinareo a? \v 19 Ndreka nanapaka ny mofo dimy ho an'olona dimy arivo aho, de tanty misy mofo firy sisa nahorignanareo? De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: " Roiambinifolo."