-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/16.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 16 De nifagnotany tegna ny mpianatrany hoe: "Avy amintsena tsy managna mofo izany." \v 17 Fantan'i Jesposy izany, de nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Nagnino na mieritreritra tsy fanagnana mofo anareo? Mbola tsy azonareo ma? Mbola tsy takatrareo ma? Nanjary donto ma i fonareo a?