-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/11.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 11 De nivôka ny fariseo de tonga de nifampidrikina tamin'Azy. Niaharagna famantarana an-danitra tamin'Azy iary zareo, mba hagnandramany an'Azy. \v 12 Nisento be tamin'ny fagnahiny tagny Izy de nizaka hoe: "Nagnino a miaragna famantarana ity taranaka ity? Nefa zakaiko aminareo, fa tsisy famantaran omeko an'ity taranaka ity izany? \v 13 Ndreka aveon'igny de nenga tamin'iary zareo teo Izyde niditra tan-dakana ndreka, de nandeha lavitra nenga agnilany.