-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/07.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 7 De mbola mnagna laoka andrano bitabitaka my iary zareo, ka ndreka avy nisaotra an'io Izy, de nanery ny mpianatrany mba hizara an'izany. \v 8 De nihinigna iary zareo sady voky, de nalain'iary zareo ny ambiny sisa, de mbola nahafeno tanty fito agnonabe. \v 9 Tokony ho eo amin'ny efatr'arivo olona tagny tamin'izany. Aveo namandehaniny nody iary zareo. \v 10 Tonga de niditra tagnaty lakana nagnaraka ny mpianatran'Azy Izy, de nandeha amin'ny faritran'i Dalmanota iary zareo.