-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/05.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 5 Nagnotany an'iary zareo Izy hoe: "Firy ny mofo anagnanareo?" De namaly iary zareo hoe: "Fito" \v 6 Nanery ny fokonolona mba hipetraka amin'ny ambany Izy. Nalainy ny mofo fito, de nisôtra Izy sady nitapahainy raha io. Nomeny ny mpianatrany mba nizarain'iary zareo amin'ny fokonolona, de napetragny tegny akaikin'ny fokonolona izany.