-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/01.txt

1 line
585 B
Plaintext

\c 8 \v 1 Tamin'ny andro raik'izay de nisy olona marobe, de tsy managna hanin-kohanina iary zareo. De nagnantso ny mpianatrany Jesôsy de nizaka tamin'iary zareo hoe: \v 2 "Mampalahelo Anaha angahy olona irôgna, satria efa telo andro neresan'iary zareo taminaha zay de tsy managna raha ohanina. \v 3 Ndreka ampandianiko mody andragnony, tsisy raha ohanina ao, de mety ho fanigna an-dalagna. Ny sasany amin'iary zareo de avy amina lalagna lavitra be." \v 4 Nivalin'ny mpianatrany Izy hoe: "Aza angahy no angalantsena mofo hampavoky an'ny fokonolona amin'ity tany maigna be karan'ity?"