-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/36.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 36 Sady Jesôsy nandrara an'iary zareo mba tsy hizaka na amin-jovy na amin-jovy. Kanefa ndre de nirarana iary zareo, vomaika niparitaka be izany. \v 37 De gaga aby ny olona, ka nizaka hoe: "Namboariny tsara aby ny raha marobe. Nataony naregny ndre ny maregnina sady nizaka ny môgna."