-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/31.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 31 De nivôka ndreka Jesôsy nenga ny faritran'ny Tyro, de namaky an'i Sidona hatragny amin'ny ranomasinan'ny Galilia ka niakatra ny faritran'ny Dekapolisy. \v 32 De nindôsin'iary zareo tamin'azy teo ny olona ny olona maregnina sahiragna ndreka mizaka, sady nitaraigna tamin'iary zareo agnapetrahan'ny tagnana amin'azy.