-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/29.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 29 De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Raha izany arika ny raha zakainao de de mahazo mandeha anao. Efa nenga tamin'ny zanakao viavy ny devoly". \v 30 Ka ndreka nierigna tandragnony raviavy igny de nahita zaza nandry tambony fandrena, sady devoly efa nenga.