-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/20.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 20 Nizaka Izy: "Ndregny nivôka avy amin'olona ny mampaloto an'azy. \v 21 Fa raha avy agnatin'olona, avy amin'ny fony ivoahan'ny tognotogno ratsy, ny fahavetavetana, ny fangalarana, ny famonoana olona, \v 22 ny fijangajangana,ny fagniriana mihôm-pampagna, ny haratsem-pagnahy, ny fagnambakana, ny fijejojejôna, ny felognana, ny fizakana afetsy, ny fevognana, ny hafokana. \v 23 Zany raha ratsy marobe izany no mivôka avy agnatin'olona, de io no mampaloto an'azy."