-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/14.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 14 Sady raha maro karan'izany koa namboarinareo. De nagnantso ny fokonolona ndreka Izy ady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mitenoa anaha, anareo marobe, ka fantaro. \v 15 Tsisy raha avy ambelagny miditra agnatin'olona ka mampaloto an'azy, miditra amin'azy ao. Fa ny raha mivôka avy agnatin'olona igny mampaloto an'azy." \v 16 [Ny fandikana tena tsara de tsy asena andininy faha 16: ndreka misy managna tadigny iton0ôna de tokony iteno izy.]