-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/11.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 11 Nefa anareo mizâka hoe: 'Raha misy lilahy raika mizaka an'ny iabany na ny endriny hoe: "Ndre ino ndre ino tenareo ho azo taminaha de efa Korbana," (midika hoe:" 'Nomen'Andriamanitra') -- \v 12 de ekenareo hagnano n'ino n'ino amin'ny iabany amin'ny endriny koa izy. \v 13 Magnafôgna ny zakan'Andriamanitra satria fomban-drazagnanareo my nitànanareo."