-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/08.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 8 Afoinareo ny didin'Andriamanitra ka de tananareo mafy ny fomban'olona." \v 9 De nizaka koa Izy tamin'iary zareo hoe: "karan'ino ny fagnarenanareo ny didin'Andriamanitra mba agnarahanareo ny fomba-ndrazagnareo! \v 10 De nizakain'i Mosesy; 'hajay iabanao izy amin'ny endrinao; sady koa ndregny magnasaha an'ny iabany na i endriny de ho faty tegnany.'