-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/06.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 6 Nefa de nizaka izy tamin'iary zareo: "Isaia naminany tsara mombanareo mpetsaravelatsihy . nisoratany hoe: "Tôgny fokonolona tôgny de magnaja anaha tamin'ny molotrany fa i fon'iary zareo, koza de lavitra anaha. \v 7 Fôgna aby ny fivavahana omen'iary zareo anaha , ndreka mampianatra ny fomban'olombelona ho fampenarana iary zareo.