-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/02.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 2 De hitan'iary zareo ny mpianatrany sasany nihinagna mofo tamina tagnana tsy madio, izany hoe, tsy nisasàna. \v 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy marobe koza de tsy avy ihinagna na tsy efa avy nanasa tagnana iary zareo, satria, magnaraka ny fomban'iary zareo loholona). \v 4 Ka ndreka nierigna avy tagny a bazary ny Fariseo, de tsy avy ihinagna iary zareoraha tsy efa avy nandro sady nifady raha marobe, karan'ny fanasana mbàn'ny kapôka, fagnaranana, de ny entagna varahina, atramin'ny fandrena ihinana'iary zareo.)