-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/53.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 53 Ndreka tody iary zareo, de tonga tao Genesareta de nitozoka tao. \v 54 Ndreka nijotso avy tamin'ny lakana iary zareo, de tonga de fantan'olona tao Izy, \v 55 ka nihazakazaka nagnodidigna ny tanàna marobe iary zareo sady nanomboka nitondra ny marary tamin'ny fandreny tamin'ny zegny regnin'iary zareo misy an'Azy.