-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/45.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 45 Teo no ho eo no nampidiriny tan-dakana ny mpianatrany mba ho tonga alohany egnilany egny, ho agny Betsaida, ndreka nandefa ny fokonolona Izy. \v 46 Ndreka dila iary zareo, de niakatra tantendrom-bohitra Izy mba hivavaka. \v 47 Ndreka alina ny andro, sady efa tantegnategnany ranomasina ny lakana, Izy raika tegny antamboho.