-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/39.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 39 Nizakain'ny aby ny olona mba hipetraka hitsitokotoko tamin'ny ahitra maintso io teo. \v 40 De samy nipetraka nitsitokotoko iary zareo; zato tokony de dimampolo. \v 41 Nalainy ny mofo dimy niaraka tamin'ny laoka roy, nitraka nizaha lagnitra de nisaotra sady ka nizarazara mofo de nagnome an'izany tamin'iary zareo mba ho zarazarainy amin'olona. Nizaraina koa ny laoka roy ho an'iary zareo marobe.