-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/30.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 30 Nierigna tamin'ny Jesôsy aby ny apostoly de nikoragna tamin'azy ny raha marobe vitan'iary zareo mbàn'ny raha nampenarin'iary zareo. \v 31 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Andao antsena ho agny amin'ny tany tsisy olona mba hangala roboka bitaka. Fa maro ny olona nidavoy, sady tsy manam-potoana hinanan-kanina aby iary zareo. \v 32 De nandeha tamina lakana iary zareo mba ho agny amin'ny tany tsisy ino amin'ino.