-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/01.txt

1 line
611 B
Plaintext

\c 6 \v 1 Niala tamin'ny tanàna io izy fa nandeha amin'ny tanindrazagnany, de nagnaraka an'Azy mpianatrany. \v 2 Ka ndreka tonga ny andro sabata, de nampianatra tamin'ny fiangonana, Izy. Gaga aby ny olona naregny an'Azy. Nizaka iary zareo hoe: "Avy taza nazahoan'iary zareo fampianarana izany?" "Ino fahakantena nomena an'Azy izany?" "Ino aby ny fahagagana namboarin'ny tamin'ny tagnany?" \v 3 "Tsy mpandrafitra igny va arô io va, i zanak'i Maria ampiandry amin'i Jakoba mbàn'iary Josesy miaraka amin'ny Jodasy de Simona? Tsy miaraka amintsena eto ma ny anakaviny igny a? Vignitra tamin'i Jesôsy iary zareo.