-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/05/41.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 41 Nitanany tagnan'ny zaza de nizaka tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" ndreka azavaina de hoe: "Zaza viavy, mizaka aminao hoe, mitsangàna. \v 42 Tonga de nitsangana i zaza viavy igny de nandeha (satria roiambinifolo taona izy). gaga tampoka iary zareo. \v 43 Nandrara mafy an'iary zareo mba tsisy n'iza n'iza halala ny mikasikan'izany. Aveo de nampagnomezany hanina i zaza viavy igny.